- Alakamisy 20 Jona 2019
Any Ivelany.Kolikoly sy fanaovana tsindry bokotra Hotsaraina afaka 1 volana i Nicolas Sarkozy
Neken’ny Fitsarana Frantsay avy hatrany ny fandefasana an’i Nicolas Sarkozy hotsaraina eny amin’ny Tribonaly.
Hamaky ny tohinyNeken’ny Fitsarana Frantsay avy hatrany ny fandefasana an’i Nicolas Sarkozy hotsaraina eny amin’ny Tribonaly.
Hamaky ny tohinyNanambara tamin`ny fomba ofisialy amin`ny maha kandidà azy amin`ny fifidianana filoham-pirenena amin`ny volana novambra 2020 ny filoha am-perinasa Donald Trump.
Hamaky ny tohinyNahatratra 70,8 tapitrisa ny isan`ny olona nifindra monina maneran-tany vokatry ny ady sy fanenjehana samihafa araka ny tarehimarika nivoaka tamin`ny taona 2018 avy amin`ny Firenena Mikambana (ONU).
Hamaky ny tohinyNaneho fialan-tsiny ampahibemaso i Carrie Lam, lehiben`ny Andrimpanjakana mpanatanteraka any Hong-Kong manoloana ny krizy
Hamaky ny tohinyNambaran` ny lehiben` ny fampanoavana ny asa fampihorohorona tany mali, Atoa Boubacar Sidiki Samake,
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitra navoakan`ny Firenena Mikambana (ONU) ny alatsinainy lasa teo, hahatratra 9,7 lavitrisa ny isan`ny mponina maneran-tany amin`ny taona 2050 raha toa ka 7,7 lavitrisa ankehitriny kanefa tokony ho avo roa heny.
Hamaky ny tohiny